|
|
|
|

Teny iditra1  hafa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho
4  Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  different [1.2, 1.7]
6  another [1.2]
7  other [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  autre; différent [1.3, 1.8]
Ohatra  9  Misy fomba hafa va? [2.270]
10  Aza manao hira hafa; [2.59]
11  Saingy ny hafa tsy izany. [2.285]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny hafa io

Fivaditsoratra  27  faha, faha~, hafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18