Teny iditra | 1 hafahafa |
Fototeny | 2 hafa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa miolonolona tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. 6 [1.7] strange, bizarre |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] bizarre, étrange 8 [1.3] un peu différent, qui dévie du vrai |
Ohatra |
9 hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity [2.470] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 15 olona hafahafa, mandry manokana noho ny be, hafa fandry, zanakalo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny hafahafa io |
Fivaditsoratra | 19 fahafaha, hafahafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |