Teny iditra | 1 hafarana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Omena raharaha, ampiandraiketina asa, anankinana zavatra: Nohafaran' i Neny aho mba hijerijery tsara ny trano Asaina tonga: Hafaro izy fa marary reniny Vidina any lavitra ka asaina alefa: Satroka sy lamba no hohafarako any Antananarivo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be bequeathed, to be devised, to be specified; to be sent for, to be ordered. 5 [1.7] to be given orders; to be ordered; to be sent for |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] à qui on donne une commission; qu'on commande |
Fototeny | 7 hafatra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny hafarana io |
Fivaditsoratra | 13 hafarana, hanafara, harafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |