Teny iditra hafarana (hafatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Omena raharaha, ampiandraiketina asa, anankinana zavatra: Nohafaran' i Neny aho mba hijerijery tsara ny trano
Asaina tonga: Hafaro izy fa marary reniny
Vidina any lavitra ka asaina alefa: Satroka sy lamba no hohafarako any Antananarivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be bequeathed, to be devised, to be specified; to be sent for, to be ordered. [1.2]
 To be given orders; to be ordered; to be sent for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à qui on donne une commission; qu'on commande [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hafarana, hafarako, hafaranao, hafarany, hafarantsika, hafaranay, hafaranareo, hafaran', hafaran-, hafaram-, hafara-
Ny lasa : nohafarana, nohafarako, nohafaranao, nohafarany, nohafarantsika, nohafaranay, nohafaranareo, nohafaran', nohafaran-, nohafaram-, nohafara-
Ny hoavy : hohafarana, hohafarako, hohafaranao, hohafarany, hohafarantsika, hohafaranay, hohafaranareo, hohafaran', hohafaran-, hohafaram-, hohafara-
Filaza mandidy : hafaro
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20