|
|
|
|

Teny iditra1  hafetsena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahaizana, hakingana.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] guile, cunning
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] ruse, artifice pour tromper
Ohatra  6  [2.445#] Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay.
7  [2.293#] dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany.
Fototeny  8  fetsy
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny hafetsena io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30