Teny iditra | ![]() |
hahelika (ha-, helika) |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Famaritana malagasy | Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | Up to the armpits [Richardson 1885] | |
Famaritana frantsay | Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles [Veyrières 1913] | |
Voambolana | Toerana | |
Nohavaozina tamin' ny 2016/06/05 |
![]() |