|
|
|
|

Teny iditra1  hahita raharaha amiko ianao
Singan-teny  2  mahita, raharaha, ianao
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny fandrahonana atao noho ny herim-pahefana na lonilony

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07