Teny iditra | 1 hahohaho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahabetsahana toa misamonomonona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] noise, wrangling, speaking in a subdued or suppressed tone of voice, a din. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] bourdonnement, brouhaha; multitude |
Ohatra |
6 [2.996] Injany misy kotroka sy hahohaho avy any amin' ny tanàna, ary horakoraka avy ao an-tempoly! |
Voambolana |
7 Feo |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 13 hahohaho, hohahoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |