|
|
|
|

Teny iditra1  haingon' adala
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fihaingoana tafahoatra ka tsy mifanentana amin' ny taonan' ny tena na ny toetr' andro
Singan-teny  4  haingo, adala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07