|
|
|
|

Teny iditra1  haisoratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] prose
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] prose
6  [1.5#132] littérature
Ohatra  7  [2.285] Tantaran ny haisoratra malagasy, Fizarana I.
8  [2.606] Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra.
Voambolana  9  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  10  hay, soratra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  haisoratra, hasoratray

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21