Teny iditra haisoratra
Singan-teny hay ; soratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Prose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prose [1.8]
 Littérature [1.5]
Ohatra 
1Tantaran ny Haisoratra malagasy, Fizarana I. [2.285]
2Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [2.606]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23