|
|
|
|

Teny iditra1  hajao
Fototeny  2  haja
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hajaina [Fitanisana]
Ohatra  4  hajao ny fitafianao [1.1]
5  hajao sy ianaro tsara ny fiteny malagasy [2.285#]
6  hajao aho, tompony aho, fa ho arakaraka ny fahavaranao ahy no hitomboan' ny heriko sy ny asako hanasoa anao. [1.342#]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10