Teny iditra hakantoana (kanto)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hatsaran-tarehy fatratra, be renty [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay l'habileté, la perfection d'une chose [Abinal 1888]
Ohatra ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina. [Baiboly: 18:010:004/Jodita 10:4..]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31