|
|
|
|

Teny iditra1  hakitrokely
Singan-teny  2  hatra, kitro, kely
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Hatreo amin' ny kitrokely ny halaliny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  as deep or high as the ankles [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  jusqu'aux chevilles [1.8]
Ohatra  7  Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano. [2.996#]
Voambolana  8  Toerana
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15