Teny iditra haky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A custom, manners. See fomba [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Usages propres aux Européens. [1.19]
Tovy hevitra hanky

Teny iditra haky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Andriamanitra sy izay ambony rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353]

Teny iditra haky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Ganagana dia [1.78]
  [Bara] Vivy, ganagana dia [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31