|
|
|
|

Teny iditra1  halabe
Singan-teny  2  hala, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] ity no karazany lehibe indrindra amin' ny hala fahita eto. Ity halabe dia atao hoe koa vodiomby
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the largest kind of spider known in Madagascar. Epeira sp.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] une grosse araignée. Sytodes thoracica
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Sary 
10 

Fivaditsoratra  11  halabe, labeha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02