Teny iditra (1/2) | 1 halady |
Fototeny | 2 lady |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Hafainganana, hamorana mahamasaka, mandre: Loza izany raha haladin' izay vilany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 la promptitude, la finesse de l'oreille [1.3#366] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 halady |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Fialan-tsiny; fanaovana aza fady 14 Fitsapana alahelo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
15 An apology, an excuse [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 excuse, pardon, précautions oratoires; visite de condoléances [1.3#298] |
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny halady io |
Fivaditsoratra | 18 halady, lahady |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/03 |