Teny iditra | 1 halalinana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra (rano, hady) tsy marivo; toetran' ny hevitra na saina saro-takarina |
Fototeny | 4 lalina |
Tovy hevitra | 5 halalina |
Fivaditsoratra | 6 halalanina, halalinana, halanalani, hanalalina, nahalalany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |