|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  halamaina
Fototeny  2  lama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mora mampibolisatra: Nohalamain' ny orana ny lalona ka mitandrema tsara
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to be made slippery
6  [1.7] to be smoothed
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8] qu'on rend glissant
8  [1.8] qu'on rend lisse
Ohatra  9  Nohalamain' ny ranonorana ity làlana ity (La pluie a rendu ce chemin glissant) [1.3]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  hala maina
Singan-teny  15  hala, maina
Sokajin-teny  16  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  17  [2.415] haine sans motif
Voambolana  18  Ontam-po
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny hala maina io

Fivaditsoratra  20  ahalaniam, halamaina, hala maina, hamalanay, hamaliana, ilamahana, mahalaina, mahaliana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20