Teny iditra (1/6) | 1 maina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] dry |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#419] sec 6 [1.3#419] desséché, tari 7 [1.8] à sec |
Ohatra |
8 [2.472] Tany maina sy trano foana no aty. 9 [1.38] Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; |
Fototeny | 10 haina |
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 16 lena |
Mpanahaka | 17 makiana, haraka, karakaina, mangetana, vakyhentana, tankina, ritra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 62 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/6) | 63 maina |
Sokajin-teny | 64 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
65 [1.1] Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. |
Fanazavàna teny frantsay |
66 [1.3#419] désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire |
Fototeny | 67 haina |
Teny iditra (3/6) | 68 maina |
Sokajin-teny | 69 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
70 [1.7] in vain |
Fanazavàna teny frantsay |
71 [1.8] en vain |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/6) | 75 maina |
Sokajin-teny | 76 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
77 [1.196] [Betsileo, Bezanozano, Tanala]
(équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles. |
Voambolana |
78 Haizavamaniry |
Teny iditra (5/6) | 79 maina |
Sokajin-teny | 80 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
81 [1.196] [Sakalava]
(de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). |
Voambolana |
82 Haizavamaniry |
Teny iditra (6/6) | 83 Maina |
Sokajin-teny | 84 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
85 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 86 maina |
Fivaditsoratra | 87 amany, amina, anima, maina, Maina, manai, Mania, mania, mañia, miana, miaña, namay, namia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |