|
|
|
|

Teny iditra1  hala-tahaka
Singan-teny  2  halatra, tahaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fandikana na fampitoviana ny zavatra atao amin' ny ataon' ny hafa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07