Teny iditra | 1 halavirina |
Fototeny | 2 lavitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavirina kely no fijery ny sary hoso-doko Andosirana: Halaviro ny naman-dratsy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be avoided; to be left in the distance |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on évite; dont on s'éloigne |
Ohatra |
7 halavirina ny toeram-panariam-pako sy be vovoka. [2.117] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 halavitina |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny halavirina io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |