|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  halaza
Fototeny  2  laza
Sokajin-teny  3  ny ho avin' ny mpamaritra malaza
Fanazavàna teny anglisy  4  will be renowned [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  sera célèbre [3.1]
Ohatra  6  Ny teraka vola-miakatra kosa: halaza na hahery. [2.245]
7  Ny taranak' izy ireo, halaza eny amin' ny firenena; [2.996]
8  Teo no nisantarana nihirana voalohany indrindra ilay hira halaza aty aoriana, manao hoe : " Chante et danse la Bohême Faria, faria. [2.356]

Teny iditra (2/2)9  halaza
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  kary [Taifasy, Taimoro, Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  12  chat sauvage [Taisaka] [1.82]
13  animal voisin du FOsa, tigré comme lui (au contraire du rangòka), qui est de pelage uni), sans doute de la famille des Viverridés; taille d'un chat (inférieure à celle du faNAloka), queue plus longue que celle du faNAloka [1.6]
Voambolana  14  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  15  alaza

Nohavaozina tamin' ny 2024/05/27