|
|
|
|

Teny iditra1  halorina
Fototeny  2  halotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Haronina, alaina (ao anaty lavaka): Halory ny foza fa aza matahotra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be taken from a hole by the hand.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny halorina io

Fivaditsoratra  11  halarony, halirano, halorina, hilaroan, hiloaran, holarina, ihaloran, lahirona, nihalora, roalahin

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21