Teny iditra | hamafina (mafy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hahamafy, atao tonga mafy: Hamafio ny tady ~ Hamafio ny fihavananareo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be strengthened, to be reinforced; to be emphasized [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on renforce, sur quoi on insiste, qu'on répète [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mafina ~ hamafisina | ||||||||
Fivaditsoratra | fanahamy, fimahana, hamafina, mahafañy, mahafina, manafiha, mifahana, mifanaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |