Teny iditra | 1 hamafisina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] see mafy. |
Fototeny | 5 mafy |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 hamafina, mafina |
Fivaditsoratra | 11 fisimahana, hamafisina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |