Teny iditra | 1 hamafina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao izay hahamafy, atao tonga mafy: Hamafio ny tady ~ Hamafio ny fihavananareo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be strengthened, to be reinforced; to be emphasized |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on renforce, sur quoi on insiste, qu'on répète |
Fototeny | 6 mafy |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mafina, hamafisina |
Fivaditsoratra | 12 anafiham, fahamani, fanahamy, fanaiham, fimahana, hafanaim, hamafany, hamafina, hanafiam, hanamafy, hiafanam, ifahanam, mahafañy, mahafina, manafiha, mifahàna, mifahana, mifanaha, niafaham |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05 |
![]() |