|
|
|
|

Teny iditra1  hamafisina
Fototeny  2  mafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] see mafy.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  hamafina, mafina

Fivaditsoratra  11  fisimahana, hamafisina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20