|
|
|
|

Teny iditra1  hamaintisana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mainty: Ny hamaintisany no tsy ahitana ny kary amin' ny alina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#419] la noirceur
Fototeny  5  mainty
Tovy hevitra  6  hamainty
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny hamaintisana io

Fivaditsoratra  8  amantsihanay, hamaintisana, hanamaintisa, namitsahanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21