Teny iditra | 1 hamamiana |
Fototeny | 2 hamy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#211] la douceur |
Ohatra |
6 Nasiana feony izy ary mbola tsy lany hamamiana hatramin' izao. [2.285#] 7 hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470#] 8 Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay hamamiana toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina. [2.245#] |
Tovy hevitra | 9 hamamy |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny hamamiana io |
Fivaditsoratra | 11 hamamiana, hanamamia, mahamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |