Teny iditra | 1 hamaotona |
Fototeny | 2 maotona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro |
Tovy hevitra | 5 fahamaotona |
Fivaditsoratra | 6 anamotaho, hamaotona, hamotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |