|
|
|
|

Teny iditra1  hamarinina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany vao manorina trano
Fotopotorana ny fahamarinany: Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3, 1.107] qu'on prouve
5  [1.3, 1.5] qu'on vérifie
6  [1.3] qu'on met d'aplomb, de niveau, qu'on redresse, qu'on corrige, qu'on justifie
Ohatra  7  [1.3] Tsy azonareo hamarinina izay lazainareo (Vous ne pouvez pas prouver ce que vous dites)
8  [1.3] hamarinin’ Andriamanitra izay manompo Azy (Dieu justifie ceux qui le servent)
Fototeny  9  marina
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14  hamarinany, hamarinina, hamiranany, namihirana, nihamarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21