Teny iditra | 1 hamaroana |
Fototeny | 2 maro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao |
Fivaditsoratra | 5 amahorana, amoharana, amorahana, hamaranao, hamaroana, hanamaroa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |