|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] pretense, imposture
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] prétention, imposture
Ohatra  6  hianao tsy lany hambo, izaho tsy very avona; [2.69#]
7  Izany dia midika ho fananana saina misokatra lalandava, mailo lalandava, be fanetren-tena, be fahatoniana, tsy ahitana hambo mihitsy. [1.369#]
8  Be hambo tokoa izy ka tsy mba firy no maniry hihinam-potsiny na hanantena haren-drafozana, fa lehilahy hianefitra ka tsy maintsy vonona amin' izay hiseho rehetra. [2.436#]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)19  hambo
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Taisaka] tonta
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.82] [Taisaka] vieux (objets)

Fivaditsoratra  23  hambo, homba

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02