Teny iditra | 1 hamelohina |
Fototeny | 2 meloka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao miolaka, miforitra: Nohamelohin' ny ankizy ny tehiko Atao tonga miforitra, vokoka: Nohamelohinao ny tehiko ka tsy manaiky aho |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 hamelohina, holemahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |