Teny iditra (1/3) | 1 hamina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#211] égalité d’esprit, modération, bonne tenue |
Teny iditra (2/3) | 5 hamina |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 12 hamina |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Lamba fotsy ary manify kely |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#211] toile mince et blanche 16 [1.19] [Tankarana] toile blanche. |
Voambolana |
17 Toe-karena: zaitra |
Fivaditsoratra | 18 hamany, hamina, hanaim, hanamy, hanima, ihanam, mahiña, mahina, manahy, mihana, namahy, nimaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |