Teny iditra mihamina (hamina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana
(zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihamina
Ny lasa : nihamina
Ny hoavy : hihamina
Filaza mandidy : mihamìna
Tovy hevitra mihaminkamina

Teny iditra mihamìna (hamina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihamina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra mihaminkamìna

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20