|
|
|
|

Teny iditra1  hamorao
Fototeny  2  mora
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hamoraina
Ohatra  4  hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona [1.1]
Tsipelina hafa  5  hamoray
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  7  amoraho, hamorao, mahaoro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31