Teny iditra handrotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fatotra mora vahana, fehy tsy fato-maty
Mitovy hevitra: singory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bow, a slip-knot. See fehy, fandrotra. [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  fehy handrotra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31