Teny iditra singory
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vona mivaha moramora raha vao voasintona ny laniny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay noeud coulant [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 

Teny iditra singory
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay bride [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra singorin-damboridy

Teny iditra singory (singotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao singorana [fitanisana]
Ohatra Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/21