| Teny iditra | 1 hanihany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vazivazy mampiseho tsy fanajana, fanarabiana
4 Fangirangirana, toetran' ny zavatra manganohano. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | hanihany, 26 hinahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|