Teny iditra mananihany (hanihany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamazivazy tsy am-panajana, manaraby: Loza raha hananihany ny mpandalo ireo ankizy ireo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mananihany
nananihany
hananihany
mananihania

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14