Teny iditra hanimbe (hanina, be)
Sokajin-teny fomba fiteny
Ohatra ny mahita ny hanimbe sy ny hanimpy, sarotra ialana ny be (ceux qui sont en présence de mets abondants et exquis ont peine à les refuser) [Callet: Tantara]

Teny iditra Hanimbe (hanina, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany hanina, be

2014/01/09