|
|
|
|

Teny iditra1  haninkotrana
Singan-teny  2 hanina, 3 kotrana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [hanina kotrana] inferior food other than rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 [hanina kotrana] nourriture grossière, autre que le riz [1.8]
Ohatra  8  Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana. [2.508#]
9  Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra. [2.470#]
Tovy hevitra  10 hanimainty
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26