Teny iditra | 1 haninkotrana |
Singan-teny | 2 hanina, kotrana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7][hanina kotrana] inferior food other than rice |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8][hanina kotrana] nourriture grossière, autre que le riz |
Ohatra |
7 Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana. [2.508#] 8 Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra. [2.470#] |
Tovy hevitra | 9 hanimainty |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny haninkotrana io |
Fivaditsoratra | 11 haninkotrana, nanakitrohan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |