|
|
|
|

Teny iditra1  hanin' ny olitra
Singan-teny  2  hanina, olitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] marary nify
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a phrase used in speaking of toothache; lit. eaten by a worm.
6  [1.7] suffering from toothache
Fanazavàna teny frantsay  7  [2.415#2802] Mal de dents : c' est un ver qui les ronge. Les Malgaches expliquaient ainsi le mal de dents.
8  [1.8] qui a mal aux dents
Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10  kekerin' ny olitra, mararin' ny olitra, marary olitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08