|
|
|
|

Teny iditra1  hanin-tian-jaza
Singan-teny  2  hanina, tia, zaza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny tovovavy isisihan' ny tovolahy halaina ho vady ihany na dia efa andrarana azy aza

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20