Teny iditra haniñy
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fandikana frantsay  [Sakalava-Mayotte] à manger [Andilidine: Lexique (takila H)]
Ohatra Fôtony mankamaro haniny ke! [Gueunier: Contes]

Teny iditra haniny (hana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra hanina sy mpisolo
Ohatra 
1Ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Tsy hitanao va ity zavatra rehetra haniny sy sotroiny isan' andro? [Baiboly]
3Kanefa na masiaka aza ny mamba, ny eny an-tanety tsy mba haniny akory; [Rasamuel: Manjakadoria]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20