Teny iditra haniñy
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava-Mayotte] à manger [1.405]
Ohatra Fôtony mankamaro haniny ke! [2.150]

Teny iditra haniny (hana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra hanina sy mpisolo
Ohatra 
1Ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato. [2.470]
2Tsy hitanao va ity zavatra rehetra haniny sy sotroiny isan' andro? [2.996]
3Kanefa na masiaka aza ny mamba, ny eny an-tanety tsy mba haniny akory; [2.587]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20