Teny iditra haodiana (haody)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Azo idirana: Haody tompoko ò -- Haodiana e! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The answer given by the owner of the house to the word Haody, equivalent to saying come in, come forward. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : haodiana, haodiako, haodianao, haodiany, haodiantsika, haodianay, haodianareo, haodian', haodian-, haodiam-, haodia-
Ny lasa : nohaodiana, nohaodiako, nohaodianao, nohaodiany, nohaodiantsika, nohaodianay, nohaodianareo, nohaodian', nohaodian-, nohaodiam-, nohaodia-
Ny hoavy : hohaodiana, hohaodiako, hohaodianao, hohaodiany, hohaodiantsika, hohaodianay, hohaodianareo, hohaodian', hohaodian-, hohaodiam-, hohaodia-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20